Create New Playlist

Add a cover pic of your own choice

(Optional)

Name

AI Cover Generator

4 credits

Not enough credits (0/4).

Logout

Are you sure you want to Logout?

Close

Sarotcha 1 by Bo

SongGPT
Sarotcha 1 by Bo - Trip-Hop,female vocals music cover art

Sarotcha 1

Trip-Hop,female vocals

0:003:43
Lyrics
Description
Intro (alto sax motif, 4 bars)
Verse 1:
Iny Ambodivoara iny ilay toerana
nalehibe ahy,nalehibe anao,samy zanaka ambanivohitra izao sy ianao.
Toa tsy nahampoiziko hoe isika ilay nifamezivezy tao niara nilalao vovoka fony mbola kely no lasa anjara sahaza .
Iny eo amin'ny tokotany malalaka iny,ianao mbola zaza tsy mahasaraka any mamanao,izao kosa eny amin'ny rehetra eny variana tsy natazana ny fisinao.Ankehitriny sarotcha ahy no manakana ny fitsehampoko,fa lasa mitempo anao izato foko,raha efa nahampoiziko hatriny ela Dia efa narahako ny lalanao fony ianao mbola kely mazoto mietse a.Tao vao omaly tokoa mantsy izao nahita anao Zaza kely mbola bé bé Lelo,anefa ankehitriny izay misy ny fiainako tiko ho fenonao ny bangako,raha azo naverina tokoa mantsy ny lasa avy dia niverenako ny fahazazako izay afaka malalaka teo anilanao,toa tsy miala ato an_tsaiko ianao andeha en_tsena niova ny toe_tsandro
réf
oooooooooooo
oooooooooooo
oooooooooooo
Verse 2:
avy tampoka ilay orana,zah mo mbola zaza tamin ireny ka najery anao fotsiny fa tsy mba nanisy olana Sarotcha amiko no mamaky ny lalako anefa mino ah fa vita fona io satsia efa eo iano.sarotcha amin'ny manodidina ny hipetsaka amin'ny toeratsika nefa tsy fohiko azy ko n'y toerako izay mafy sady sarotcha anefa nahitako fitiavana miavaka.Eny itsonjoarivo Andranomadio iny tiako halala ny fiarahatsika daholo ka nefa sarotcha oà nefa vitako,nefa vita tsika satsia niara niady Dia mbola hiaratafita satsia efa eto an_tany ny antsika ny paradisa.
réf oooooooooo
oooooooooooo
Outro (slow alto sax solo weaving chorus and bridge motifs)
-- *Fo feno fitia*