Create New Playlist

Add a cover pic of your own choice

(Optional)

Name

AI Cover Generator

4 credits

Not enough credits (0/4).

Logout

Are you sure you want to Logout?

Close

Namana sa Olon-tiana 2 by Fanasina

SongGPT
Namana sa Olon-tiana 2 by Fanasina - Pop,both vocals music cover art

Namana sa Olon-tiana 2

Pop,both vocals

0:003:40
Lyrics
Description
Eny e, fantatro, mety hoe gaga ianao,
Na hoe taitra be, hoe inona no ato an-dohako.
Fa ra ny marina aloha, efa ela aho no tianao
Nafeniko anefa izany, nef toa mandoryq
Ny ilazako azy aminao, ilay fitiavako marina,
Fa ianao anefa toa mbola misalasala, mitaraina.
Hoe hafahafa hono, namana lasa olon-tiana,
Fa mba henoy kely, ity resako, aza dia maimaika.
Tsy sandoka ity,ary tsy hoe adala akory,
Fa ny foko no miteny, tena tsimba noforonina,
Efa ela isika roa, nifampitantana,
Tsy misy miafina,f'izany no fantatra.
Namana ve ihany? Sa mihoatra izany?
Ny tsikinao hiany,de efa mambano ny fanahy.
Efa ela be isika, nifampatoky,
De Nahoana no ferana, ny hoe "namana" ihany?
Sokafy ny maso,de jereo ny marina,
Fa Ilay fitiavanao mandoro, ny ao anatiko ao.
Tadidiko tsara, ireo andro atramizay
Nifampizarana hafaliana sy fahoriana toa masay,
Ianao no teo,ho ahy nanampy sy nanohana,
Tsy mba kivy mihitsy, na dia efa very fotoana
Ireo resaka ifandirana, tody hatramin'ny alina,
Nifamaly kely, nefa vetivety dia milamina.
Tsy hanolo anao akory, na hanova ny zava misy,
Fa ny tsapako aminao, dia tena hafa mihitsy.
Tsy hoe sandoka ity, tsy hoe adala akory,
Ny foko no miteny, tena tsy misy forona.
Efa ela isika roa, nifampitantana,
Tsy misy miafina, izany no fantatra.
Namana ve ihany? Sa mihoatra izany?
Ny tsikinao irery, efa mandrava fanahy.
Efa ela be isika, nifampatoky, niaraka,
Nahoana no ferana, ny hoe "namana" ihany?
Sokafy ny maso, jereo ny marina,
Ilay fitiavana mipetraka, ao anatiko ao anaty!
Aza atao hoe fetra, ilay teny hoe "Ami",
Fa ny fitiavana anie, tsimaintsy amis vao hoe cherie e
Angamba avy amin'izany, no hisy zava baovao.
Fifankatiavan' dalina, tsy amitaka ahy sy ianao
Andramo kely fotsiny,de aza misalasala,
Fa omeko anao ny lokony, izany fitia adaladala.
Namana ve ihany? Sa mihoatra izany?
Ny tsikinao irery, efa mandrava fanahy.
Efa ela be isika, nifampatoky, niaraka,
Nahoana no ferana, ny hoe "namana" ihany?
Sokafy ny maso, jereo ny marina,
Ilay fitiavana mipetraka, ao anatiko ao
Eny e... mieritrereta tsara... Tsy hoe adala...
Izay fotsiny no tiako ambara... Namana... sa olon-tiana...