Create New Playlist

Add a cover pic of your own choice

(Optional)

Name

AI Cover Generator

4 credits

Not enough credits (0/4).

Logout

Are you sure you want to Logout?

Close

Misy Aho 2 by Nantenaina

SongGPT
Misy Aho 2 by Nantenaina - Gospel / Inspirational,Female Vocals music cover art

Misy Aho 2

Gospel / Inspirational,Female Vocals

0:003:52
Lyrics
Description
Couplet 1
Rehefa maizina ny lalako
Rehefa kivy ny foko
Miantso anao aho Tompo รด
Fa toa lavitra ianao
PRE-REFRAIN
Saingy nandre feo malefaka aho
Niteny tamim-pitiavana hoe ...
REFRAIN (fort)
Aza matahotra, misy aho
Na mitomany aza ianao
Tsy hadinoko na oviana
Fa tiako mandrakizay ianao
Couplet 2
Lavo aho, reraka aho
Niala lalana indray mandeha
Fa ny tananao no nanangana
Nampody ahy indray
REFRAIN
Aza matahotra, Misy aho
Miaraka aminao mandrakariva
Na izao tontolo izao mandao
Izao tsy MBA handao anao
PONT (Miadana)
Raha misy ratra ao am-po
Raha toa very fanantenana
Atsoy ny anarako
Fa eo anilanao aho izao
REFRAIN FINAL (miaraka no tsara)
Misy aho, hoy ny Tompo
Mandra-pahatapitry ny Andro
Ho anao ny fiainako
Ho anao n'y foko
OUTRO
Misy aho
Misy aho ...