Minoa an'ny Tompo (Trust in the Lord) 1 by Alida

SongGPT
Minoa an'ny Tompo (Trust in the Lord) 1 by Alida - Gospel music cover art

Minoa an'ny Tompo (Trust in the Lord) 1

Alida

Gospel

0:003:02
Lyrics
Description
[Verse 1]
Raha ny fiainana an_tany dia feno faratsina
Fa ny any andanitra any féno fifaliana
Ireo fahorina sy ireo fijalina
Rah mbola eto an_tany izany
Tsy maintsy misy fissendrana
[Chorus]
Ny ahy ny ambarako anao
Ny ho lazaiko anao
Minoa any Tompo minoa Tompo
Fa ny ampitso tsy hainao
Ankino aminy ianikoa oooh
[Chorus]
Ny ahy ny ambarako anao
Ny ho lazaiko anao
Minoa any Toumpo minoa Toumpo
Fa ny ampitso tsy hainao
Ankino aminy ianikoa oooh
[Verse 2]
Rah tojo olana ianao
Na koa tafihotra
Atrakao ny loha
Ny vavaka ataovy amin'ny fo
Mety mafy ny honjam_piainanao
Mety loza ny lalam_piainanao
Fa ny tiko itoetra ao amponao
Jessossy anie tsy anary anao
[Chorus]
Ny ahy ny ambarako anao
Ny ho lazaiko anao
Minoa any Toumpo minoa Toumpo
Fa ny ampitso tsy hainao
Ankino aminy ianikoa oooh
[Chorus]
Ny ahy ny ambarako anao
Ny ho lazaiko anao
Minoa any Toumpo minoa Toumpo
Fa ny ampitso tsy hainao
Ankino aminy ianikoa oooh