Create New Playlist

Add a cover pic of your own choice

(Optional)

Name

AI Cover Generator

4 credits

Not enough credits (0/4).

Logout

Are you sure you want to Logout?

Close

Manembona anao 2 by Fyh

SongGPT
Manembona anao 2 by Fyh - Gospel,Mixed Male And Female Vocals music cover art

Manembona anao 2

Gospel,Mixed Male And Female Vocals

0:003:42
Lyrics
Description
(Vehivavy)
Manenmbona anao isanandroa any aho,
na mifoha maraina na ny hariva koa,
Tompo ô, aza ela fa izao miandry anao
Tsy maintsy endrasako ilay fiavianao
(Lehilahy)
Na lazain'ny olona fa adala ane aho
Tsy maninona fa endrasako foana ianao
Na maro ireo mpaneso sy mpanakivy ahy,
Tsy ahoako izany fa izao miandry anao
(Refreny - Lehilahy sy Vehivavy)
Izay maharitsa hatsamin'ny farany e,
Izay mahavita izany no hovonjena,
Izay nolazainao ka mila ekena
Andriamanitso ô, avy aminao ny famonjena
Izay maharitsa hatsamin'ny farany e,
Izay mino sy atao batisa no hovonjena,
Andriamanitso ô! Avy aminao ny famonjena.
(Vehivavy roa)
Maro ireo milaza fa tsy misy ianao,
Aminy ny mivavaka nolazainy fa hoe kilalao.
Diso izany fa izy mamitatena,
manankarena izy dia miseho mahavita tena,
Lazainao ny marina, ianao indray no lazainy fa tsy misy atao
(Refreny - Lehilahy sy Vehivavy)
Izay maharitsa hatsamin'ny farany e,
Izay mahavita izany no hovonjena.
Izay nolazaina ka mila ekena ,
Andriamanitso avy aminao ny famonjena.
Izay maharitra hatramin'ny farany e,
Izay mino sy atao batisa no hovonjena,
Andriamanitso avy aminao ny famonjena.
Signature: Fyh zôlah recordz