Create New Playlist

Add a cover pic of your own choice

(Optional)

Name

AI Cover Generator

4 credits

Not enough credits (0/4).

Logout

Are you sure you want to Logout?

Close

Fitiavana Mamaimpoana 1 by Ta

SongGPT
Fitiavana Mamaimpoana 1 by Ta - afrobeat,female vocals music cover art

Fitiavana Mamaimpoana 1

afrobeat,female vocals

0:003:31
Lyrics
Description
[Garçon 1ère voie solo]
Titre, fitiavana mamaimpoana
Izany elanelantany e, tsy nahitako anao,
tsy nahitanao ahy, dia samy nilibaliba tany e,
nanao ny rah tsy fatao,
[Fille 1ère voie solo]
Ankehitriny aho dia manantena fa tonga ianao
Hitondra ilay famonjena, tsy vidim-bola,
tsy vidin-jala fa natao hanafahana
Izay minihy adala
[Refrain]
Mamaimpoana ny fitiavan ilay lahamatoa,
Ny lalana ao afara tsy maro fa juste roa,
Mamaimpoana ny fitiavan ilay lahy matoa,
Ny lalana ao afara tsy maro fa juste roa
[Fille 1ère voie + fille 2ème voie + garçon 3ème voie]
Mamaimpoana ny fitiavan ilay lahamatoa,
Ny lalana ao afara tsy maro fa juste roa,
Mamaimpoana ny fitiavan ilay lahy matoa,
Ny lalana ao afara tsy maro fa juste roa
[Garçon 1ère voie + garçon 2ème voie]
Fony ianao tsy teo dia efa nijaly,
tena efa kivy tsy nahita izay aleha izao e,
Ankehitriny aho dia manantena fa tonga ianao
Hitondra ilay famonjena
[Fille 1ère voie + fille 3ème voie]
Tsy vidim-bola tsy vidin-jala fa natao
Hanafahana izay mbola adala
[Refrain]
Mamaimpoana ny fitiavan ilay lahy matoa,
Ny lalana ao afara tsy maro fa juste roa,
Mamaimpoana ny fitiavan ilay lahy matoa e,
Ny lalana ao afara tsy maro fa juste roa
[Garçon 1ère voie + fille 3ème voie]
Mamaimpoana ny fitiavan ilay lahy matoa,
Ny lalana ao afara tsy maro fa juste roa.
[Instrumental Break]
[Refrain]
Mamaimpoana ny fitiavan ilay lahy matoa,
Ny lalana ao afara tsy maro fa juste roa ×2
(Fille 1ère voie)
[Garçon 1ère voie]
Mamaimpoana ny fitiavan ilay lahy matoa
[Fille 1ère voie]
Ny lalana ao afara tsy maro fa juste roa
[Outro]
Mamaimpoana, mamaimpoana, mamaimpoana ny fitiavana
Ny lalana tsy maro fa juste roa, fitiavana mamaimpoana!