Arahaba Ry Maria (Hail Mary) 2 by Nicolas

SongGPT
Arahaba Ry Maria (Hail Mary) 2 by Nicolas - Gospel music cover art

Arahaba Ry Maria (Hail Mary) 2

Nicolas

Gospel

0:004:04
Lyrics
Description
Ny voary tontolo no indray mankalaza
Ny andron'ny Noely satria manandanja
Nahaterahan'ny Mpamonjy an'izao tontolo izao
Ho avotra ho antsika, ho ahy sy ho anao
Arahaba ry Maria, lay feno hasoavana
Isaorana anie ianao loharanom-pitiavana
Nohasoavina anie, 'lay nateraky ny kibonao
Fanantenana ho anay sy fiainam-baovao
Injao ny anjely mihira sy mihoby
Ilay zaza vao teraka ao an-tranon'omby
Faly s'y ravo mitotorebika ery
Ilay zanaky ny avo, Jesoa ilay mesia
Arahaba ry Maria, lay feno hasoavana
Isaorana anie ianao loharanom-pitiavana
Nohasoavina anie, 'lay nateraky ny kibonao
Fanantenana ho anay sy fiainam-baovao
Voninahitra sy dera ho anao ry Ray
Nifidy an'i Maria ho reninay
Ilay renin'i Jesoa, lay zokinay
Tonga nofo et y an-tany, 'zay boalazan'ny mpaminany
Arahaba ry Maria, lay feno hasoavana
Isaorana anie ianao loharanom-pitiavana
Nohasoavina anie, 'lay nateraky ny kibonao
Fanantenana ho anay sy fiainam-baovao
Arahaba ry Maria, lay feno hasoavana
Fanantenana ho anay sy fiainam-baovao