Arahaba Ry Maria (Christmas Celebration) 2 by Nicolas

SongGPT
Arahaba Ry Maria (Christmas Celebration) 2 by Nicolas - Christmas music cover art

Arahaba Ry Maria (Christmas Celebration) 2

Nicolas

Christmas

0:004:30
Lyrics
Description

[Verse 1] Ny voary tontolo no indray mankalaza Ny andron'ny noely satria manandanja Nahaterahan'ny mpamonjy an'izao tontolo izao Ho avotra hoantsika, ho ahy sy ianao [Verse 2] Ny voary tontolo no indray mankalaza Ny andron'ny noely satria manandanja Nahaterahan'ny mpamonjy an'izao tontolo izao Ho avotra hoantsika, ho ahy sy ianao [Chorus] Arahaba ry Maria, Lay feno hasoavana Isaoranay ianao, Lay loharanom-pitiavana Nohasoavina anie Lay nateraky ny kibonao Fanantenana ho anay sy fiainam-baovao. [Verse 3] Injao ny anjely mihira sy mihoby Lay zaza vao teraka ao an-tranon'omby Faly sy ravo mitotorebika ery, Lay zanaky ny avo, i Jesoa lay mesia [Verse 4] Injao ny anjely mihira sy mihoby Lay zaza vao teraka ao an-tranon'omby Faly sy ravo mitotorebika ery, Lay zanaky ny avo, i Jesoa lay mesia [Chorus] Arahaba ry Maria, Lay feno hasoavana Isaoranay ianao, Lay loharanom-pitiavana Nohasoavina anie Lay nateraky ny kibonao Fanantenana ho anay sy fiainam-baovao. [Verse 5] Voninahitra sy dera ho anao ry Ray ô Nifidy an'i Maria ho reninay e! Lay renin'i Jesoa, Jesoa zokinay e Tonga nofo ety an-tany, zay nambaran'ny mpaminany [Verse 6] Voninahitra sy dera ho anao ry Ray ô Nifidy an'i Maria ho reninay e! Lay renin'i Jesoa, Jesoa zokinay e Tonga nofo ety an-tany, zay nambaran'ny mpaminany [Chorus] Arahaba ry Maria, Lay feno hasoavana Isaoranay ianao, Lay loharanom-pitiavana Nohasoavina anie Lay nateraky ny kibonao Fanantenana ho anay sy fiainam-baovao. [Outro] Arahaba ry Maria, Lay feno hasoavana Isaoranay ianao, Lay loharanom-pitiavana Nohasoavina anie Lay nateraky ny kibonao Fanantenana ho anay sy fiainam-baovao.